Varotra ambongadiny

Ny varotra ambongadiny dia famarotana entana amin'ny isany be dia be amin'ny mpivarotra antsinjarany[1]. Ny mpivarotra ambongainy matetika dia mividy entana avy amin'ny ozinina na mpamokatra, ary afaka mampivondrona manangona ary manasokajy ny vokatra.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

  1. Wholesale & Retail Trade www.guidetobceconomy.org