Ny varingarina dia endrika ara-jeômetria manana velarana foronina hitsy mirazotra, ka ny tena fantatra dia ny varingarina manana fototra faribolana na kapila atao hoe "varingarina tsy mivadi-pihodinana".

Karazana varingarina mahitsy
Varingarina

Raikipohy hanova

Raha kapila ny fototra:

  • Velaran' ny manodidina:  
  • Velaran' ny fototra iray:  
  • Velaran' ny fototra roa:  
  • Velarana manontolo:  .
  • Hadiry:  

Jereo koa hanova