Valan-tsehatra amin'ny ambaratonga voalohany

Ny valan-tsehatra nationaly amin'ny ambaratonga voalohany (country code top-level domain na ccTLD) dia valan-tsehatra amin'ny ambaratonga voalohany (TLD) tantanin'ny Internet Assigned Numbers Authority (IANA) mba ho ampiasaina ao amin'ny rafitry ny valan-tsehatra ao amin'ny Internet. Un valan-tsehatra amin'ny ambaratonga voalohany dia tovana amin'ny faran'ny ny adiresy an'ny tranonkala. Ohatra, ho an'ny mg.wikipedia.org dia .org no valan-tsehatra amin'ny ambaratonga voalohany.

Ny valan-tsehatra nationaly amin'ny ambaratonga voalohany dia valan-tsehatra amin'ny ambaratonga voalohany izay mifandraika amin'ny firenena, fanjakana masi-mandidy , na faritany tsy miankina iray.