Ny valala dia bibikely fohy tandroka, misy tongony enina, ka ny roa eo aoriana lavalava kokoa noho ny eo aloha, ka ny roa eo aoriana lavalava kokoa noho ny eo aloha, izay ahafahany mitsambikina. Ao amin' ny fianakaviana Acrididae no misy azy. Amin' ny ankapobeny dia mandeha mitsitonkatokana izy, saingy amin' ny toe-javatra sasany dia mihabetsaka izy ireo ary manova ny fitondran-tenany sy ny fahazarany ka mety handeha miaraka ary afaka manao dia lavitra sy mihinana ny zavamaniry dia sy ny fambolen' ny olona.

Valala eritra (Schistocerca gregaria)