Ny tsoka, "tissu" velona any ampivoan'ny taolana be, dia manamboatra ny sela ny ra : Ny globule fotsy, ny globule mena sy ny plaquette. Manana karazana sela manokana ny tsoka : Ny CSH na foto-tsela mpanao ra) sy ny sela ny stirôma medullaire (sela mpanao ra). Any amin'ny olom-belona, manamboatra ra daholo ny sela ny tsoka manomboka amin'ny fiterahana hatramin'ny dimy taona. Eo aorian'izany, any amin'ny taolana fohy sy taolana fisaka ihany sisa ny manamboatra ra, indrindra ny sternum, ny taolan-tritry, ny taolan-damosina ary ny ila taola-maoja

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.