Ny tsiefa (soratana amin'ny soratra ) dia habetsaka tsy misy fetra na tsy misy fifaranana amin'ny matematika na amin'ny fizika. Samy manana ny heviny mikasika ny tsiefa ny olombelona.

Ny evan'ny tsiefa amin'ny karazan-tsoratra maro

Amin'ny matematika, heverina fa isa lehibe (iray miliara, iray biliôna, iray biliara...) ny tsiefa (i.e. raha mandrefy izy na manisa : « isa miditra tsiefa ») kanefa karazan'isa samihafa amin'ny isa voatsapa.

Amin'ny filôzôfia, ny tsiefa dia zavatra tsy mifarana.

Jereo koa hanova