Ny tritium (T na 3H) dia miratoeran'ny hidirôzenina (toy ny deuterium). Ny tritium dia manana prôtôna iray su netirôna roa.

Ny tritium

Ny mahasamihafa azy amin'ny deuterium dia ilay radioactivité ananany, mamoaka sandrahaka beta (β-) izy rehefa mivadika helium 3 (3He) Ny periôdiny dia 12,32 taona. Ny activité massique-ny dia misy 3,59×1014 Bq/g (soit 1 g = 359 TBq)

Toetra hanova

Toetra fizika hanova

Ny lanjan'ny tritium dia 3,0160492. Mifangaro amin'ny rivotra izy rehefa anaty atmosfera ara-dalàna.

Toetra simika hanova

Rehefa antonontonony ny hafanana sy ny tsindry, rivotra ny tritium (HT na T2). Rehefa misy oksizenina, manome rano misy tritium (rano «tritiée») izy, rehefa misy afo na hafanana ambonimbony (oksidasiona, tahaka ny miratoerana maivana H2). Rehefa maina nyrivotra, mivadika rano misy tritiée ny tritium rivotra ; 1 isan-jaton'ny tritium no lasa rano tritée afaka adin-dray, ary mihahaingana arakaraky ny hamandon'ny rivotra ny fivadihany ho rano tritiée.

Radioaktivitia hanova

Ny tritium dia radioaktifa. 12,32 taona ny antsasa-piainany[1].

Mivadika helium 3 izy amin'ny fiota :

 

Fanaovana hanova

Ny tritium sy ny taozava-baventy hanova

Jereo koa hanova

Rohy ivelany hanova

Miteny frantsay hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

  1. Comprehensive Review and Critical Evaluation of the Half-Life of Tritium Archived Oktobra 17, 2011 at the Wayback Machine, National Institute of Standards and Technology