Tom Hanks
Ankapobeny
Anarana Tom Hanks
Teraka 9 Jolay 1956
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Etazonia
Asa :
Fiainana manokana

Tom Hanks dia mpilalao amin'ny horonantsary, talen-koronantsary, mpilalao, mpamoaka horonantsary, mpanoratra, mpampindrana ny feony, mpanoratra senariô mizaka ny zom-pirenen'i Etazonia teraka ny 9 Jolay 1956 tao Concord, Kalifornia

Tom Hanks (2009)

Ny fiainany manokana hanova

Ny vadiny dia Rita Wilson. Ny zanany dia Colin Hanks.

Jereo koa hanova

Rohy ivelany hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.