Tocantins, dia anisan'ny faritany mizaka-tena ao Brazila. Noforonina tamin'ny 1988 io faritany io avy amin'ny singa avaratr'i Goiás. Natomboka tamin'ny 1989 ny fanorenana ny renivohitra vaovao, Palmas, na dia maro aza ireo tanàna naorona tamin'ny fanjanahantany portogey afaka natao ho renivohitra.

Isam-ponina hanova

Ny tanàna be mponina indrindra dia Palmas, Araguaína, Gurupi ary Porto Nacional.

Mitombo haingana ny isam-ponin'ilay faritany toa ny isam-ponin'ny renivohiny. Olona mahery ny dimy alina sy iray hetsy no teraka na nifindra monina tao amin'ny faritan'i Tocantins.

Jereo koa hanova

Jereo Koa hanova