Tim Burton
Ankapobeny
Anarana Tim Burton
Teraka 25 Aogositra 1958
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Etazonia
Asa :
Fiainana manokana

Tim Burton dia talen-koronantsary, mpanoratra senariô, mpamoaka horonantsary, mpanoratra mizaka ny zom-pirenen'i Etazonia teraka ny 25 Aogositra 1958 tao Burbank, Kalifornia

Ny fiainany manokana hanova

Ny vadiny dia Helena Bonham Carter.

Jereo koa hanova

Rohy ivelany hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.