Tetiandro egiptiana

Ny tetiandro egiptiana tamin' ny Andro Taloha izay atao hoe tetiandro nilôtika koa dia tetiandro manara-masoandro. Voatsinjara ho roa ambin' ny folo volana misy telopolo andro avy ao amin' ny fizaràn-taona telo ny iray taona. Izao ireo fizaran-taona ireo: Akhet sy Peret ary Chemu. Ireto kosa ny anaram-bolana: Thout, Phaophi, Athyr, Khoiak (ao amin'ny fizaran-taona Akhet); Tybi, Mekhir, Phaminoth, Pharmouti (ao amin' ny fizaràn-taona Peret); Pakhon, Payni, Epiphi, Mésori (ao amin' ny fizaran-taona Chemu).

Jereo koa hanova