Teôfilôsy avy any Antiôkia

(tonga teto avy amin'ny Teofilo avy any Antiokia)

I Teôfilôsy avy any Antiôkia na Teôfilo avy any Antiôka dia eveka fahafiton' ny Fiangonan' i Antiôkia na Eglizin' i Antiôka tamin' ny taonjato faha-2. Soratra fanamarihana tamin' ny boky tranainy sy amin' ny alalan' ny soratra nataony hiarovana ny finiana kristiana (apôlôjia) izay voatahiry (Traité à Autolycus.), no ahafantarana azy. Ny asa sorany ihany sy ny an' i Melito avy any Sardisy no apôlôjeta (mpiaro ny finoana) sady eveka tamin' ny taonjato faha-2.

Teôfilôsy avy any Antiôkia