Ny tendro dia mari-tsoratra manova ny famakiana ny litera iray. Ampiasaina indrindra ny tendro amin' ny zanatsoratra. Ny tendro fantatra indrindra dia ny ny tendro miraika havanana (ohatra: é) sy ny tendro miraika havia (ohatra: è) ary ny tendro satroka (ohatra: ê).

Jereo koa hanova