Ny tazomoka dia aretina miteraka tazo mahery vokatry ny kaikitry ny vavin'ny moka atao hoe anôfela izay mamindra ilay zavamanana aina atao hoe plasmôdiôma izay mahatonga io aretina io.

Plasmôdiôma
Moka anofela