Ny tarika tambinteny dia tarika foronin' ny tambinteny sy ny teny na andian-teny mameno azy. Ireo teny mameno azy ireo dia mety ho famenon' ny tambinteny na tambinteny hafa na teny amin' ny sokajy hafa.

Ohatra:

  • Ils ont dû payer une amende conformément à la loi.

Jereo koa hanova