Tambajotra telefaonika

Ny tambajotra telefaonika dia tambajotra fifandraisan-davitra ampiasaina ho an'ny antso an-taribin'ny olona roa na maherin'izany.