Tahiti dia ny nosin'ny Polinezia Frantsay izay isian'ny renivohitra Papeete. Ny vondro-nosy misy azy dia ny vondro-nosin'ny Îles du Vent izay ao amin'ny Archipel de la Société.

Nosin'i Tahiti
Nosin'i Tahiti

Ny velarantanin'i Tahiti dia 1 042 km², ary ny isam-ponina dia 178 173 mponina, izany hoe nosy lehibe indrindra ary be mponina indrindran'ny Polinezia Frantsay. Eo amin'ny faritra avaratra andrefan'i Tahiti no misy an'i Papeete.

Jereo koa hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.