Ny soratra ny teny Japonezy

Lahatsoratra fotony:
Soratra ny teny Japônezy

kanji (漢字) :

Fanamakiana on’yomi (音読み) sy kun’yomi (訓読み).


kana (仮名) :

Fampiasana manokana :


rōmaji :

Aide à l’affichage

Ny tōyō kanji (当用漢字 tōyō kanji ; kanji fampiasa) dia ny kanji voalohany lasa ofisialy ozy ny ministera ny fianarana Japônezy taminy 16 Novambra 1946 (taona faha 21 aminy taona Shōwa)

Nataon'i Ministera kely ny kanji tokony ianarana mba tsy ho sarotra ianarana ilay izy (misy kanji amin'arivo no tokony ianarana) ; misy kanji maro mety mitovy dika ;

Ampidirany aho ny kanji tena miasa tamin'io fitaona io tanatin'ny fisoratana Japônezy. Silaka iray ny toyo kanji anatin'ny refôrma ny fandroratana nasionaly ny Japana. ny (国語国字問題1 *)


Fiavin'ny Refôrma hanova

Teo alohan'ny ady be, mitaraina ny mpisolo vava tamin'ilay isa kanji (maro) tokony ianarana, dia amin'izany ny fisoratana ny Japonezy. Namolavola ny mpisolo vava mba hanala ny sinôgrama mba hametraka sistema ara-drafipeo, mora ianarana. Fa tsy nekein'ny manam-pahaizana io reforma io, satria "manapaka" ny vakoka nentin-drazana.

Fampiasana sy ny fefy ny fampiasanan'ny Toyo Kanji hanova

Mazekaki hanova

Lisitra ny toyo kanji (1850) hanova

                                                                   使         便                                                                                                                                                                                                                                                                                             寿                                       姿        婿                                 宿                                 尿                                                                                                                                                                                                                                                                                                                                                                                                                                                殿                            沿                                                                       湿                                                                                                                                                                                      稿                                         簿                                               綿                                                                                                                                                                                      西                                                調                                                  貿                                                                  退                                                                                                                                                                                                                                    

fanampiana hanova

  1. Furigana :(こく)()(こく)()(もん)(だい)