Ny solitany na solika dia ilo avy any anaty tany: soliky ny tany. Azo arehitra izy ka ampiasaina handrehetana jiro ohatra. Ny solitany no avadika ka hahazoana ny lasantsy mampiodina ny fiarakodia.

Fitrandrahana solitany an-dranomasina

Jereo koa hanova