I Solaoesy na Solavesy dia nosy any Indônezia 300 km atsinanan' i Bôrneô, 600 km atsimon' ireo nosy Filipina, 200 km andrefan' ireo nosin' ny Môloka sy avaratra atsinanan' i Java. Manana velarana mirefy 189 035 km2. Mikintoantoana sy rakotra ala ny vohon-taniny. Ny tendrombohitra Rantemario izay manana haavo mirefy 3 478 m no tany avo indrindra ao.

Ny nosy Solaoesy

Jereo koa hanova