I Sofia dia onin' i Madagasikara mivarina any andrefana any amin' ny lakandranon' i Môzambika, ao amin' ny helodranon'i Mahajamba ka ao izy dia misampana roa. Ireto avy ireo tanàna lalovan'i Sofia: Bejabora, Ambalafomby, Betsilendry, Analanambe, Ambatomay, Berohitra, Ansatramalaza, Ambarataty, Ambalafotaka ary Marivorano. Ireto ny renirano lehibe indrindra manompo azy: Bemarivo, Anjobony sy Mangarahara.

Jereo koa hanova