Sivilizasiôna maia

Ny sivilizasiôna Maia dia sivilizasiôna Mesoamerikana novolavolain'ny vahoaka Maya, ary nalaza noho ny teny famantaranany rafitra fanoratana be pitsiny sy be fivoarana indrindra tany Amerika talohan'ny kolumbiana - ary koa ny kanto, ny maritrano, ny matematika, kalandrie ary rafitra astronomia. Ny sivilizasiona Maia dia nivoatra tao amin'ny faritra izay misy atsimo atsinanan'i Meksika, Goatemala sy Belizy rehetra, ary ireo faritra andrefan'i Hôndorasy sy Salvadoro.