Singaley (vahoaka)

Ny Singaley dia vondom-poko any Srilanka, izay maro anisa indrindra (75 %) amin' ny mponina miisa 15 tapitrisa ao amin' io firenena io. Miteny singaley izy ireo sady Bodista teravada ny ankamaroany na dia misy ireo vitsy anisa nisafidy ny fivavahana kristiana.

Tovovavy singaley

Jereo koa hanova