Ny savaivo dia tsipika mahitsy mandalo eo amin' ny ivon' ny faribolana na amin' ny ivon' ny bola. Ny halavan' ny savaivo dia indroan' ny an' ny tanan' ny faribolana na ny an' ny bola.

Savaivon' ny faribolana (tsipika miloko manga)

Jereo koa hanova