Ny sarety dia fitaovam-pitaterana vita amin' ny hazo na amin' ny metaly (indrindra ny vy), misy kodiarana roa na kodiarana efatra, tarihin' olona na tarihim-biby (omby, soavaly, boriky, sns).

Sarety misy kodiarana vy ao amin' ny tanànan' i Chinawal any India.