I Samgara na Samigary dia mpitsara ao nandimby an'i Ehoda sady nodimbiasin'i Debora araka ny Bokin'ny Mpitsara (Mpits. 3.31). שַׁמְגַּר / Shamgar no fiantsoana azy amin'ny teny hebreo. I Anata no anaran-drainy.

I Samgara, sary tamin'ny taona 1360 (Andro Antenantenany)

Tamin'ny nahafatesan'i Ehoda dia nanao izay tsy sitrak'Andriamanitra ny Zanak'i Isiraely ary voageja teo ambany ziogan'ny Filistina. Nahafaty Filistina eninjato tamin'ny fanindroman'omby sady nanafaka ny Zanak'i Israely i Samgara, tamin'ny fotoana naha mpitsara azy.

Jereo koa hanova