I Salmanatsara na Salmanazara dia mpanjakan'i Asiria tamin'ny taona 727 hatramin'ny 722 tal. J.K. Mpanjakan'i Babilona koa izy. I Teglat Falasara III na Tiglata Pilesera no rainy sady nodimbiasiny teo amin'ny fanjakana.