Ny roazodafy dia marolafy izay manana lafy efatra mirazotra tsiroaroa, sady mifanapaka eo amin' ny ivony ny savazorony ary mira ny zoro mifanarika tsiroaroa. Karazana roazodafy miavaka ny miraefadafy sy ny mahitsizoro ary ny efamira.

Roazodafy

Jereo koa hanova