Ranomasin' i Aral

(tonga teto avy amin'ny Ranomasin'i Araly)

Ny Ranomasin' i Aral dia farihy masira ao Azia Afovoany izay hita eo afovoan-tany efitra eo anelanelan' i Kazakstàna ao avaratra sy i Ozbekistàna ao atsimo, any amin' ny 400 km miala ny Ranomasina Kaspiana. Ahitana nosy maro dia maro ao amin' io ranomasina io.

Sarin'ny Ranomasina Araly tamin'ny taona 1989 sy ny taona 2014 jerena avy amin'ny satelita.
1960–2014

Jereo koa hanova