I Rahely (hebreo רָחֵל / raḥel) dia vehivavy resahina ao amin'ny Bokin'ny Genesisy ao amin'ny Baiboly. Vadin'i Jakoba faharoa izy sady zokin'i Lea izay mbola vadin'i Jakoba koa sady samy zanak'i Labana. Roa ny zanany dia i Josefa sy i Benjamina.

I Rahely sy i Jakoba, nataon'i William Dyce, taonjato faha-19.

Jereo koa: hanova