Prefektiora mahaleotena koreanin'i Yanbian

Ny prefektiora mahaleotena koreanin'i Yanbian (延边朝鲜族自治州 ; pinyin : Yánbiān cháoxiǎnzú Zìzhìzhōu ; koreanina : 연변조선족자치주 / Yeonbyeon Joseonjok Jachiju) dia fizarana iray ao amin'ny faritanin'i Jilin ao amin'ny Repoblika Entim-bahoakan'i Sina. Ny renivohiny dia Yanji. Izy io dia amin'ny lafiny sinoan'ny sisintany sinoa-koreanina tavaratra. Natao ho prefektiora mahaleotena ilay tany noho ny habetsahan'ireo koreanian miaina ao.

Jereo koa hanova