Ny perihelia dia teboky ny lalan' ny zavatra eny amin' ny lanitra mihodidina ny Masoandro izay manakaiky indrindra ny ivon-danjan' ny Masoandro. Ny afelia no mifanohitra amin' ny perihelia .