Pascal Rakotomavo (* 1. Aprily 1934, Antananarivo; † 14. Dezambra 2010, Réunion) dia praiminisitry ny Repoblikan'i Madagasikara nanomboka tamin'ny 21 febroary 1997.

Jereo koa hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.