Ny Opera dia rindrankajy miasa mba hande amin'ny tranonkala voaforona any Eoropa avaratra, misy version sàsany tsy andoavam-bola (freeware)

Mbola ambangovangony  amin'ny resaka rindrankajy ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tsy dia miasa loatra ny navigateur web ny Opera, ary alavitra ny fampiasàn'ny Internet explorer, Mozilla Firefox sy Safari izy, fa mora mande izy ary mety tsara mihintsy izy amin'ny resaka nôrma.