Oniversiten' Antananarivo

oniversite malagasy
(tonga teto avy amin'ny Oniversiten'Antananarivo)
Oniversiten'Antananarivo
Teny filamatra "Izay adala no toa an-drainy"
Niorina 1977


Toerana Antananarivo
Firenena  Madagasikara
Faritra Analamanga
Toby Ankatso
Filoha Panja RAMANOELINA


Tranokala http://www.univ-antananarivo.mg


Ny Oniversiten'Antananarivo dia sekolim-panjakana ambaratonga ambony, miorina ao Antananarivo renivohitr'i Madagasikara, faritra Analamanga ao anivon'i Madagasikara no misy azy.

Tantara hanova

Ity oniversite ity dia niorina tamin'ny taona 1961, izy irery ihany ny oniversite nisy tamin'ny nosy Madagasikara hatriamin'ny taona 1988. Ny profesôra Raymond Ranjeva no filoha voalohany tao tamin'ny taona 1988-1990 izany. Ankehitriny dia ny profesôra Armand René Panja Ramanoelina no mitondra ny oniversite.

Sampam-piofanana hanova

Sekoly miankina hanova

  • une Faculté de Droit, d’Économie, de Gestion et de Sociologie ;
  • une Faculté des Lettres et Sciences Humaines ;
  • une Faculté de Médecine ;
  • une Faculté des Sciences.

Sekoly tsy miankina hanova

Ny fandrosoana hanova

Tamin'ny taona 2004, ny oniversiten'Antananarivo dia voasokajy laharana faha 49e tamin'ireo oniversite 100 manerana an'i Afrika.[1]

Rohy ivelany hanova

Tsiahy hanova

  1. "kopian'ny arisiva". Archived from the original on 2016-04-17. Retrieved 2015-07-31.

Jereo koa hanova