Ny nofon-tany dia fifangaroan' ny zavatra ôrganika, mineraly, etona, ranon-javatra ary zavamananaina miara-mihazona ny aina. Manana anjara asa efatra ny nofon-tany: fitaovana ahafahan' ny zavamaniry mitombo, fitaovana fitehirizan-drano, famatsiana ary fanadiovana, ny fanovana ny atmôsfera eto an-tany, ary toeram-ponenan' ny zavamananaina. Ireo asa rehetra ireo indray no manova ny tany sy ny toetrany.

Nofon-tany