I Nadaba dia mpanjakan' i Israely tamin' ny taona 910 hatramin' ny 909 tal. J.K. Zanak' i Jerôbôama I sady andimby azy teo amin' ny fitondrana ny fanjakana izy. Betsaka ireo zavatra tahahoatra nataony. Nandritra ny taona faharoa nanjakany, tamin' ny nanaovany fahirano ny tanàna filistina Gebetôna na Gibetôna ao atsimon' i Dana, dia nisy fiokoana hamono azy tao amin' ny tafika notarihiny ihany ka novonoin' i Baasa isan' ny lehiben' ny tafiny izy ka io no naka ny ny fitondrana. Atao hoe נָדָב‬ / Nāḏāḇ izy amin' ny teny hebreo.

Jereo koa hanova

Mpanjakan' i Israely

Saoly - Isbôseta - Davida - Sôlômôna (na Salômôna) - Jerôbôama I - Nadaba - Baasa (na Basa) - Ela - Zimry - Ômry - Ahaba (na Akaba) - Ahazia (na Ôkôziasa) - Jôrama - Jeho - Jôahaza (na Jôakaza) - Jôasy (na Jôasa) - Jerôbôama II - Zakaria - Saloma - Menahema - Pekahia (na Faseia) - Peka (na Fasea) - Hôsea (na Ôsea).