I Moïse Tshombé (soratana hoe Tshombe na Tchombe koa) dia olona teo amin' ny fitondrana an' i Congo-Kinshasa, teraka tamin' ny 10 Novambra 1919 ary maty tamin' ny 29 Jona 1969 tao am-pigadrana tany Alzeria, efa filohan' ny Fanjakàn' i Katanga tamin' ny taona 1960 hatramin' ny 1963 ary efa piraiminisitra tao amin' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô tamin' ny taona 1964 hatramin' ny 1965. Anisan' ny voampanga ho namono an' i Patrice Lumumba izy.

Moïse Tshombé

Jereo koa hanova