Amin'ny matematika, ny maromiantona (anglisy: polynomial ; frantsay: polynôme) dia fitambarana lanjan'isa tsimiova ary miova voatoraka, izay mampiasa ny fifanampiana, fifanalana, fifampitomboana na fanainga.

Azo soratana ho fitambaran'ny tokamiantoana ireo maromiantoana araky ny fanoratana manaraka :

Mitovy amin'ny voasoratra eo ambany io fitambarana eo ambony io :

Ny lefa maromiantoana dia lefa izay azo faritana amin'ny alalan'ny maromiantoana. Ampiasaina amin'ny taranja mron'ny matematika ary ny siansa amin'ny ankapobeny ireo lefa maromiantoana.

Lazaina fa lefa maromiantoana izay lefa azo faritana amin'ny alalan'ny fitambarana tokamiantoana. Azo lazaina fa maromiantoana ny lefa raha mahafeno ho an'ny argiomenta rehetra izay ahitana isa feno tsy miiba ary lanjan'isa tsimiova.

Famaritana hanova

Amin'ny ankapobeny hanova

Azo soratana amin'ny endrika manaraka ny maromiantoana manana ova iray (izay soratana  ) na maro

  izay iheverina :  

Tokamiantoana hanova

Ny lefa tokamiantoana dia soratana toa izao :

 

Ny sandan'i n dia isa ao amin'ny tontolon'i  

Heverina fa tokamiantoana avokoa ireo lefa izay ahitana ova maro. Tokamiantoana koa ny lefa   na ny lefa  . Amin'ilay tranga farany, dia isa haro ny isa  .


Roamiantoana hanova

Ny roamiantoana dia fitambarana, fanalana, fampitomboana tokamiantoana roa.

  ary heverina fa  , ary  

Heverina fa roamiantoana avokoa ireo lefa izay ahitana ova maro. Roamiantoana koa ny lefa   na ny lefa  .

Telomiantoana hanova

Ny telomiantoana dia fitambarana, fanalana, fampitomboana tokamiantoana telo.

  ary heverina fa  , ary  

Heverina fa telomiantoana avokoa ireo lefa izay ahitana ova maro. Telomiantoana koa ny lefa   na ny lefa  .

Asamarika hanova

Ny maromiantoana roa   ary   dia azo hanaovana ireo asamarika ireo :

  1. Fitambarana (na fanalàna) :  
  2. Fampitomboana (na fizarana) :  

Ho an'ny ohatra manaraka dia heverina fa   ary  .

Amin'ny tranga voalohany (ny fitambarana) dia mikambana ho miaromiantoana tokana ny valiny V. Ny degre ambony indrindran'io maromiantoana tambatry ny maromiantoana P sy Q io dia ny tokamiantoana avo degre indrindra amin'izy roa ireo.

Ohatra

 
 
Manome ny valiny :  
Ny degre ambony indrindra dia ny degre ambony indrindra dia ny toraka avo indrindra amin'i P sy Q

Amin'ny fampitomboana maromiantoana dia ampitomboana tsirairay amin'ny tokamianton'i Q ny tokamianton'i P.

Ohatra

 
 
Manome ny valiny :  
Ny degre ambony indrindra dia ny fitambaran'ny ny toraka avo indrindran'i P amin'ny toraka avo indrindran'i Q. Amin'ny fizarana P/Q kosa, ny degre ambony indrindran'ny valiny V dia ny degre ambony indrindran'i P esorina amin'ny degre ambony indrindran'i Q.

Fampimirana hanova

Ny fampimirana ara-maromiantoana dia fampimirana manana endrika  .

Arak'izany dia azo lazaina fa fampimirana ara-maromiantoana ny fampimirana  .


 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.