Ny Malesita dia mety voateny koa Echemins, Teratanin'ny Amerika ireo.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Wulust'agooga'wiks ny anaran'io mponina io aminy teny malesita ; izy io dia midika hoe "Ilay mponinan'ilay renirano manja" (Rivière St Jean)

Miaina eo eny Rivière St Jean sy ny zanadranony. manasarakan'i Nouveau Brunswick sy ny Québec any Kanada ; Sy ny Maine any etazonia

An'i Algônkiana sy ny teniny sy ny fombany manakaikikaiky ny Micmac sy Passamaquody sy ny Penobscot.

Misy Malesita 3.000 no miaina any Nouveau Brunswick, ao anatin'i mponina Madawaska, Tobique, Woodstock, Kingsclar, St Mary sy Oromocto. 600 izy any Houlton dia 200 anatin'i firenena malesita ny Viger (Québec)

Tantara hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Ao anatin'y Confererasion'ny Abenaki ny malesita.