Makedônia (faritra)

I Makedônia na Masedônia na Masedoana dia faritra ara-jeôgrafia sy ara-tantara ao Eorôpa Atsimo sy ao amin' ny saikanosin' ny Balkana izay nahazo anarana avy amin' ny fanjakan' i Makedônia taloha izay mitsinjara amin' ny firenena maro ankehitriny: i Grisia, i Makedônia Avaratra, i Bolgaria, sy tany madinika sasantasany ao amin' ny tapany atsinanana amin' i Albania sy any amin' ny tapany atsimo amin' i Serbia atsimo mananaka ny sisin-tanin' izy ireo.

Ny faritr' i Makedônia tamin' ny Andro Taloha
I Makedônia tamin' ny andron' ny Rômana