Maingoka (fanandroana)

Ny Maingoka na Alakarabo no vintana fahavalo amin' ny fanandroana manaraka ny zôdiaka. Ny Mizana no eo alohany ary ny Mpitifitra Tsipìka no manaraka azy.

Ny evan'ny Maingoka
Antokon-kintan'ny Maingoka

Ny antokon-kintana Maingoka sy ny zôdiaka hanova

 

Eo amin'ny 20 Novambra hatramin' ny 29 Novambra ny fotoana andalovan' ny masoandro ao amin' ny fari-danitry ny antokon-kintana Maingoka. Amin' ny 23 Oktobra hatramin' ny 22 Novambra ny fari-potoan' ny Maingoka ao amin' ny zôdiaka mikisaka fa amin' ny 16 Novambra hatramin' ny 15 Desambra izany araka ny zôdiakan-kintana.

Jereo koa hanova

Evan' ny zôdiaka:

Antokon-kintan' ny zôdiaka:

Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy: