Ny maingoka (Scorpiones amin'ny teny latina) dia biby aritirôpôdy voasokajy ao amin'ny araknida. samihafa amin'ny araknida ny maingoka amin'ny pedipalpany tahaka tandra ary amin'ny fanoitra misy poizina ananany any an-tendron'ny kibony.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

  
Maingoka

Toerana iainany hanova

Ny karazana misy ankehitriny dia miaina an-tany daholo azy ny toerana isiany dia voafetra amin'ny velarana tsy mihoatra ny fehintany faha 50 any avaratra tahaka ny any atsimo.

Ny maingoka dia biby matanjaka mahatanty tsara ny hatsiaka, ny hafanana, ny hanoanana, na amin'ny tandrahaka ionisant (mety mahatanty in-150-n'ny fatra mahafaty olona izy : 900 Gy ho azy, 6 Gy ho an'ny olombelona).