LOL dia avy amin'ny teny anglisy hoe "laughing out loud" izay adika amin'ny teny frantsay hoe "rire aux eclats" amin'ny teny malagasy dia mety midika hoe tapa-tsinay na koa hoe mihomehy mafy.