Ny loha dia ampahany amin'ny zavamananaina izay mazàna dia misy ny sofina, ati-doha, handrina, takolaka, saokany, maso, orona ary vavany.