Liona (fanandroana)

Ny Liona na Alahasaty no vintana fahadimy amin' ny fanandroana manaraka ny zôdiaka. Ny Foza na Asorotany no eo alohany ary ny Virijiny na Asombola no manaraka azy.

Ny evan'ny Liona
Antokon-kintan'ny Liona

Ny antokon-kintana Liona sy ny zôdiaka hanova

 

Ny fotoana andalovan' ny masoandro eo amin' ny antokon-kintan' ny Liona dia manomboka amin' ny 10 Aogositra ka miafara amin' ny 16 Septambra. Ny fari-potoan' ny Liona araka ny zôdiakan-kintana dia hatramin' ny 16 Aogositra ka hatramin' ny 15 Septambra. Ny Liona ao amin' ny zodiakam-panandroana mahazatra (zôdiaka mikisaka; frantsay: zodiaque tropical) dia manomboka amin' ny 23 Jolay ka miafara amin' ny 22 Septambra.

Foza Liona Mizana
Antokon-kintana 20 Jolay - 10 Aogositra 10 Aogositra - 16 Septambra 16 Septambra - 30 Oktobra
Zodiakan-kintana 16 Jolay - 15 Aogositra 16 Aogositra - 15 Septambra 16 Septambra - 15 Oktobra
Zodiaka mikisaka 22 Jona - 22 Jolay 23 Jolay - 22 Aogositra 23 Aogositra - 22 Septambra

Jereo koa hanova

Evan' ny zôdiaka:

Antokon-kintan' ny zôdiaka:

Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy: