I Lioka dia ilay olona ataon' ny lovantsofina kristiana fa nanoratra ny Evanjely mitondra ny anarany. Mpitsabo no asany. Izy koa no heverina ho nanoratra ny Asan' ny Apôstôly sady namana akaikin' i Paoly Apôstôly. Tsy isan' ny Apôstôly roa ambin' ny folo izy.

I Lioka, sary nataon' i James Tissot

Jereo koa: hanova

Ireo Evanjelista:

Ny Evanjely efatra: