ليبيا ((ar))
Libia ((mg))
Sainan'i Libia Mari-piandrian'i Libia
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny filamatra : ليبيا، ليبيا ، ليبيا
Libia, Libia, Libia'
Teny ofisialy arabo klasika
Renivohitra Tripoli
32°54'8"N, 13°11'9"E
Tanàna ngeza indrindra Tripoli
Fitondrana sy governemanta
 - Filoham-pirenena
Praiminisitra
Repoblika
Mohammed el-Menfi
Abdul Hamid Dbeibeh
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 17
1 759 540 km²
Azo tsy raharahiana
Isam-ponina
 - Tontaliny (2008)
 - hakitroka
faha 104
6 173 579 mpo.
3,13 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Libianina
Sandam-bola Dinar libianina (LYD)
Faritr'ora UTC +2
Hiram-pirenena Allahu Akbar
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+218

I Libia dia firenena any Afrika Avaratra, izay manana morontsiraka ao amin’ ny Ranomasina Mediteranea, manana velaran-tany mirefy 1 757 000 km². Mpikambana ao amin' ny liga arabo i Libia. Izy no firenena be velarana indrindra aty Afrika. Ny tany efitr’ i Libia dia mandrakotra ny 99 %n’ ny tanin’ i Libia. Ny tany sisa azo volena sy misy zavamaniry hohanin’ ny biby fiompy dia ny ampahany manaraka ny morontsiraka (faritra Tripôlitàna sy Kirenaîka). Ity firenena ity dia voafaritry ny ranomasina Mediteranea any avaratra, i Aljeria (982 km) sy i Tonizia (459 km) any andrefana, i Nizera (354 km) sy i Tsady (1 055 km) any atsimo ary i Sodàna (383 km) sy i Ejipta (1 115 km) any atsinanana.

Ny anarana hoe Libia dia avy amin' ny anarana foko berbera Libu, nanome ny anarana grika Libiyè.

Atao hoe Libiana ny vahoakan' io firenena io. Ny ankamaroan’ ny mponina ao Libia dia Arabo sady Miozolmana. Ny 2/3n’ ny Libiana dia monina amin’ ireo faritra a-morontsiraka fa ny tany efitra kosa dia onenan’ ireo foko tsy dia miorim-ponenana loatra.

Sarin-tanin' i Libia

Talohan’ ny fahitana voalohany ny solitany tamin’ ny taona 1958 dia niankina tamin’ ny fambolena sy ny fiompiana ny toekaren' i Libia. Niova izany toe-javatra izany taorian’ ny fahafantarana ny fisian’ ny tahirin-tsolitany voajanahary: miankina amin’ ny fandiovan-tsolitany sy ny taozava-baventy momba ny solitany ny toekaren' i Libia.

Ny fiteny arabo no fiteny ôfisialin' i Libia.

Tantara hanova

Jereo koa hanova

Firenena ao Afrika:

Afrika Atsimo - Alzeria - Angôla - Benino - Borkina Fasô - Borondy - Bôtsoana - Ejipta - Eritrea - Esoatiny (Soazilandy taloha) - Etiôpia - Gabôna - Gambia - Ganà - Ginea - Ginea Bisao - Ginea Ekoatôrialy - Jibotỳ - Kamerona - Kapvera - Kenia - Kômôro - Kôtidivoara - Lezôtô - Liberia - Libia - Madagasikara - Malaoy - Malỳ - Maorisy - Maoritania - Marôka - Môzambika - Namibia - Nizera - Nizeria - Oganda - Repoblika Arabo Saharaoy Demôkratika - Repoblika Demôkratikan' i Kôngô - Repoblikan' i Afrika Afovoany - Repoblikan' i Kôngô - Roanda - Saô Tôme e Prinsipe - Seisely - Senegaly - Siera Leôna - Sodàna - Sodàna Atsimo - Sômalia - Sômalilandy - Tanzania - Tôgô - Tonizia - Tsady - Zambia - Zimbaboe


Kôntinenta eto an-tany

Rohy ivelany hanova

sokajy Libia ao amin'ny dmoz

Video



  
 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.