Laura Chinchilla Miranda

I Laura Chinchilla Miranda, teraka tamin'ny 28 Martsa 1959 tany San José, dia vehivavy mpanao potilika Kostarikanina, mpikambana ny Antoko ho an'ny fahalalaham-pirenena. Lany filoha tamin'ny fifidianana tany Costa Rica izy tamin'ny 2010.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.