Krizin'ny Timaoro Antsinanana tamin'ny 1999

  

Ilay Krizy ny Timaoro Antsinanana tamin'ny taona 1999 dia nanomboka tamin'ny fiaikanan'ny militanta tsy ho an'ny fahaleovantena amin'ny olona tsy miady, ary lasa nivelatra tamin'ny ady jeneraly tao anatin'ny firenena iray manontolo, tao amin'ny renivohitra Dili.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Sainan'ny Timaoro Antsinanana

Nahatratra 1.400 tany ho any ny olona maty nandritry ny ady. Tonga tany ny Firenena Mikambana (InterFET) mba handamina.